Joba 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Toy izany koa no hiafaran’ny fiainan’izay rehetra manadino an’Andriamanitra.+Ary ho foana ny fanantenan’ny mpivadi-pinoana.+ Joba 27:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa inona moa ny fanantenan’ny mpivadi-pinoana raha aringan’Andriamanitra izy,+Ka esorin’Andriamanitra ny ainy?+ Joba 36:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mampitombo ny fahatezeran’Andriamanitra ny mpivadi-pinoana.+Tsy hiantso vonjy izy ireo satria nogejainy. Salamo 24:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Iza no hankany an-tendrombohitr’i Jehovah?+Ary iza no hiakatra any amin’ny toerany masina?+ Isaia 33:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Raiki-tahotra+ ny mpanota ao Ziona, ary tora-kovitra ny mpivadi-pinoana,+ ka manao hoe: ‘Iza amintsika no mahajanona eo akaikin’ny afo mandevona?+ Iza amintsika no mahajanona eo akaikin’ny afo miredareda?’+
13 Toy izany koa no hiafaran’ny fiainan’izay rehetra manadino an’Andriamanitra.+Ary ho foana ny fanantenan’ny mpivadi-pinoana.+ Joba 27:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa inona moa ny fanantenan’ny mpivadi-pinoana raha aringan’Andriamanitra izy,+Ka esorin’Andriamanitra ny ainy?+ Joba 36:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mampitombo ny fahatezeran’Andriamanitra ny mpivadi-pinoana.+Tsy hiantso vonjy izy ireo satria nogejainy. Salamo 24:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Iza no hankany an-tendrombohitr’i Jehovah?+Ary iza no hiakatra any amin’ny toerany masina?+ Isaia 33:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Raiki-tahotra+ ny mpanota ao Ziona, ary tora-kovitra ny mpivadi-pinoana,+ ka manao hoe: ‘Iza amintsika no mahajanona eo akaikin’ny afo mandevona?+ Iza amintsika no mahajanona eo akaikin’ny afo miredareda?’+
8 Fa inona moa ny fanantenan’ny mpivadi-pinoana raha aringan’Andriamanitra izy,+Ka esorin’Andriamanitra ny ainy?+
13 Mampitombo ny fahatezeran’Andriamanitra ny mpivadi-pinoana.+Tsy hiantso vonjy izy ireo satria nogejainy.
14 Raiki-tahotra+ ny mpanota ao Ziona, ary tora-kovitra ny mpivadi-pinoana,+ ka manao hoe: ‘Iza amintsika no mahajanona eo akaikin’ny afo mandevona?+ Iza amintsika no mahajanona eo akaikin’ny afo miredareda?’+