FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 16:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary niantso ny anaran’i Jehovah izay niteny taminy, i Hagara, ka nanao hoe: “Andriamanitra mahita+ ianao.” Hoy mantsy izy: “Teto tokoa ve no nijereko an’ilay mahita ahy?”

  • 2 Tantara 16:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Fa ny mason’i+ Jehovah dia mijery eny rehetra eny manerana ny tany,+ mba hanehoany ny heriny hamonjena izay mifikitra aminy amin’ny fo+ manontolo. Hadalana mihitsy izany nataonao izany,+ ka hisy hiady aminao foana manomboka izao.”+

  • Salamo 139:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Voarefinao ny dia alehako sy ny toerana itsotsorako.+

      Ary hainao tsara ny lalako rehetra.+

  • Ohabolana 5:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Fa eo imason’i Jehovah ny lalan’ny olona,+ ary dinihiny avokoa ny lalany rehetra.+

  • Jeremia 32:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Manana fikasana+ lehibe ianao, ary maro ny asa vitanao.+ Mibanjina an’izay rehetra ataon’ny zanak’olombelona ny masonao,+ mba hamalianao ny tsirairay araka izay ataony sy araka ny vokatry ny asany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara