FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 34:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 mitahiry hatsaram-panahy feno fitiavana ho an’ny taranaka an’arivony,+ mamela fahadisoana sy heloka ary fahotana,+ kanefa sanatria azy ny tsy hanasazy izay tokony hosazina,+ fa hosaziny noho ny fahadisoan’ny ray ny zanany sy ny zafikeliny ary ny zafiafiny.”+

  • Salamo 62:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Anao koa ny hatsaram-panahy feno fitiavana, Jehovah ô,+

      Fa ianao no mamaly ny tsirairay araka ny asany.+

  • Mpitoriteny 12:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Fa hotsarain’Andriamanitra ny karazan’asa rehetra mbamin’ny zava-miafina rehetra, ka izy no hamaritra na tsara izany na ratsy.+

  • Jeremia 17:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Izaho Jehovah no mandinika ny fo+ sy mamantatra ny voa,+ mba hamaliako ny tsirairay araka izay ataony+ sy araka ny vokatry ny asany.+

  • Matio 12:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Lazaiko aminareo fa izay teny tsy mahasoa rehetra lazain’ny olona, dia hampamoahana+ azy amin’ny Andro Fitsarana.

  • Romanina 2:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary hamaly ny tsirairay araka izay nataony avy izy:+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara