FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 34:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Eo anefa Ilay tsy miangatra amin’ny andriana,

      Sady tsy mba manaja ny olona ambony mihoatra noho ny olona ambany,+

      Satria samy asan’ny tanany ireny.+

  • Salamo 139:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nahita ahy ny masonao na dia mbola vao niforona aza aho.+

      Ary voasoratra tao amin’ny bokinao ny faritra rehetra amin’izay ho vatako

      Sy ny andro hiforonan’ireny,+

      Nefa mbola tsy nisy akory ireny, na iray aza.

  • Ohabolana 14:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Izay manambaka ny tsy manana dia manala baraka ny Mpanao azy,+ fa izay miantra ny mahantra kosa manome voninahitra Azy.+

  • Ohabolana 22:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Mihaona ny manankarena sy ny mahantra.+ Ary i Jehovah no Mpanao azy roa tonta.+

  • Malakia 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Tsy tokana ihany ve ny raintsika rehetra?+ Tsy Andriamanitra iray ihany ve no namorona antsika?+ Koa nahoana isika no mifamitaka,+ ka manazimbazimba ny fifanekena nataon’ny razantsika?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara