1 Mpanjaka 12:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary i Rehoboama Mpanjaka naka hevitra tamin’ireo zokiolona+ izay mpanolo-tsaina an’i Solomona rainy fony fahavelony, ka niteny hoe: “Inona no havaly ny vahoaka, araka ny hevitrareo?”+ Joba 12:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tsy manam-pahendrena ve ny be taona,+Ary tsy mahira-tsaina ve izay efa ela niainana?
6 Ary i Rehoboama Mpanjaka naka hevitra tamin’ireo zokiolona+ izay mpanolo-tsaina an’i Solomona rainy fony fahavelony, ka niteny hoe: “Inona no havaly ny vahoaka, araka ny hevitrareo?”+