15 Lozan’ireo manafina lalina be ny fikasany mba tsy ho hitan’i Jehovah,+ sy ireo manao zavatra ao amin’ny maizina+ sady miteny hoe: “Iza no mahita antsika? Iza no mahalala antsika?”+
3 Ary raha miafina eny an-tampon’i Karmela izy, dia eny no hikarohako azy sy hakako azy.+ Ary raha miafina any amin’ny fanambanin’ny ranomasina+ izy mba tsy ho hitan’ny masoko, dia any ambany any no handidiako ny bibilava mba hanaikitra azy.
13 Ary tsy misy zavaboary izay tsy mibaribary eo imasony,+ fa ny zavatra rehetra dia mihanjahanja sy miharihary eo imason’ilay hanao ampamoaka antsika.+