Jeremia 10:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tsy misaina ireo mpiandry ondry,+ ary tsy mitady an’i Jehovah.+ Izany no antony tsy ananany fahaiza-manavaka, ka niparitaka daholo ny andiam-bibiny tao an-kijana.”+ Jeremia 50:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Fa nifaly sy niravoravo foana ianareo+ rehefa norobainareo ny lovako.+ Nifalihavanja toy ny ombivavy kely eo amin’ny ahi-maitso ianareo,+ ary naneno toy ny soavalilahy.+
21 Tsy misaina ireo mpiandry ondry,+ ary tsy mitady an’i Jehovah.+ Izany no antony tsy ananany fahaiza-manavaka, ka niparitaka daholo ny andiam-bibiny tao an-kijana.”+
11 “Fa nifaly sy niravoravo foana ianareo+ rehefa norobainareo ny lovako.+ Nifalihavanja toy ny ombivavy kely eo amin’ny ahi-maitso ianareo,+ ary naneno toy ny soavalilahy.+