Jeremia 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy mba nanontany akory ny mpisorona hoe: ‘Aiza i Jehovah?’+ Na ireo mpahay lalàna aza tsy nahalala ahy.+ Nandika ny lalàko koa ireo mpiandry.+ Naminany tamin’ny anaran’i Bala ireo mpaminany+ sady nanompo an’izay tsy mahasoa.+ Jeremia 8:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Menatra ny hendry.+ Mihorohoro sy voafandrika izy ireo. Ny tenin’i Jehovah no nolaviny, ka inona intsony no fahendrena ananany?+
8 Tsy mba nanontany akory ny mpisorona hoe: ‘Aiza i Jehovah?’+ Na ireo mpahay lalàna aza tsy nahalala ahy.+ Nandika ny lalàko koa ireo mpiandry.+ Naminany tamin’ny anaran’i Bala ireo mpaminany+ sady nanompo an’izay tsy mahasoa.+
9 Menatra ny hendry.+ Mihorohoro sy voafandrika izy ireo. Ny tenin’i Jehovah no nolaviny, ka inona intsony no fahendrena ananany?+