Ohabolana 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ohabolan’i Solomona.+ Ny zanaka hendry mampifaly ny rainy,+ fa ny zanaka adala kosa mampahory ny reniny.+ Ohabolana 25:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ireto koa ny ohabolan’i Solomona+ izay nadikan’ny olon’i Hezekia mpanjakan’ny Joda:+ Matio 12:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Hiaraka hatsangana amin’ity taranaka ity mandritra ny fitsarana ny mpanjakavavin’ny atsimo+ ka hanameloka azy, satria avy any amin’ny faran’ny tany izy no tonga mba hihaino ny fahendren’i Solomona. Misy lehibe noho i Solomona anefa eto.+
10 Ohabolan’i Solomona.+ Ny zanaka hendry mampifaly ny rainy,+ fa ny zanaka adala kosa mampahory ny reniny.+
42 Hiaraka hatsangana amin’ity taranaka ity mandritra ny fitsarana ny mpanjakavavin’ny atsimo+ ka hanameloka azy, satria avy any amin’ny faran’ny tany izy no tonga mba hihaino ny fahendren’i Solomona. Misy lehibe noho i Solomona anefa eto.+