1 Mpanjaka 4:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Nahavita nilaza ohabolana+ telo arivo izy, ary nahatratra dimy sy arivo ny hirany.+ Ohabolana 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ny ohabolan’i+ Solomona+ zanak’i Davida,+ mpanjakan’ny Israely,+ Ohabolana 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ohabolan’i Solomona.+ Ny zanaka hendry mampifaly ny rainy,+ fa ny zanaka adala kosa mampahory ny reniny.+ Mpitoriteny 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hendry ilay mpamory vahoaka,+ ary tsy nitsahatra nampianatra olona hahazo fahalalana koa izy,+ sady nisaintsaina sy nanao fikarohana lalina,+ mba hahafahany handrindra ohabolana maro.+
10 Ohabolan’i Solomona.+ Ny zanaka hendry mampifaly ny rainy,+ fa ny zanaka adala kosa mampahory ny reniny.+
9 Hendry ilay mpamory vahoaka,+ ary tsy nitsahatra nampianatra olona hahazo fahalalana koa izy,+ sady nisaintsaina sy nanao fikarohana lalina,+ mba hahafahany handrindra ohabolana maro.+