1 Mpanjaka 2:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Dia nanome baiko an’i Benaia zanak’i Joiada ny mpanjaka, ka nivoaka i Benaia ary namely an’i Simey, ka maty izy.+ Ary mafy orina ny fanjakana teo am-pelatanan’i Solomona.+ Estera 7:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa nahantona teo amin’ilay tsato-kazo+ nomaniny ho an’i Mordekay i Hamana.+ Dia nitony ny fahatezeran’ny mpanjaka. Ohabolana 20:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Mipetraka mba hitsara ny mpanjaka,+ ary kororohiny ny zava-dratsy rehetra raha vao jereny.+
46 Dia nanome baiko an’i Benaia zanak’i Joiada ny mpanjaka, ka nivoaka i Benaia ary namely an’i Simey, ka maty izy.+ Ary mafy orina ny fanjakana teo am-pelatanan’i Solomona.+
10 Koa nahantona teo amin’ilay tsato-kazo+ nomaniny ho an’i Mordekay i Hamana.+ Dia nitony ny fahatezeran’ny mpanjaka.