-
1 Samoela 27:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Hoy anefa i Davida anakampo: “Ho fatin’ny tanan’i Saoly ihany aho indray andro any. Koa tsy misy afa-tsy ny mandositra+ any amin’ny tanin’ny Filistinina+ no mety amiko. Amin’izay dia ho kivy i Saoly ka tsy te hitady ahy intsony, manerana ny faritanin’ny Israely.+ Ary tsy ho azon’ny tanany intsony aho.”
-