Ohabolana 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ohabolan’i Solomona.+ Ny zanaka hendry mampifaly ny rainy,+ fa ny zanaka adala kosa mampahory ny reniny.+ Ohabolana 23:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Henoy ny rainao niteraka anao,+ ary aza atao tsinontsinona ny reninao efa antitra.+ Ohabolana 30:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ny mason’ny olona izay maneso an-drainy sy tsy mankatò an-dreniny+ dia hotsaingohin’ny goaika mpankeny amin’ny lohasaha falehan-driaka, sady ho lanin’ny zana-boromahery.
10 Ohabolan’i Solomona.+ Ny zanaka hendry mampifaly ny rainy,+ fa ny zanaka adala kosa mampahory ny reniny.+
17 Ny mason’ny olona izay maneso an-drainy sy tsy mankatò an-dreniny+ dia hotsaingohin’ny goaika mpankeny amin’ny lohasaha falehan-driaka, sady ho lanin’ny zana-boromahery.