FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 23:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary nankany amin’i Davida tao Horesa i Jonatana zanak’i Saoly, mba hanamafy ny fatokisan’i Davida an’Andriamanitra.+

  • Ohabolana 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Henoy, anaka, ny tenim-pahendrena lazaiko,+ ary aoka ianao hanongilan-tsofina amin’izay ampianariko momba ny fahaiza-manavaka,+

  • Hebreo 10:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ary aoka koa isika hifampihevitra mba handrisika+ ho amin’ny fitiavana sy ny asa tsara,+

  • Hebreo 12:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa hatanjaho ny tanana miraviravy+ sy ny lohalika malemy,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara