FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 3:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ary tendreo ho mpitarika+ i Josoa, ka ampaherezo sy hatanjaho fa izy no hiampita+ eo alohan’ity firenena ity, ary izy no hampandova azy ilay tany izay ho hitanao.’+

  • Nehemia 2:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Nolazaiko tamin’izy ireo koa ny soa nataon’ny tanan’Andriamanitro+ tamiko,+ sy ny tenin’ny mpanjaka+ tamiko. Dia hoy izy ireo: “Andao àry isika hanorina ny manda.” Koa nifampahery sy nivonona hanao an’ilay asa tsara izy ireo.+

  • Joba 16:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Ho nampionona anareo tamin’ny teniko kosa aho,+

      Ary ny fampiononan’ny molotro dia ho nanamaivana...

  • Salamo 37:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Ankino amin’i Jehovah ny lalanao,+

      Ary miantehera aminy,+ dia hanao zavatra izy.+

  • Ohabolana 17:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Tia amin’ny fotoana rehetra ny tena namana,+ sady toy ny rahalahy natao hanampy amin’ny fotoam-pahoriana.+

  • Ohabolana 27:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ny menaka sy ny emboka manitra+ no mahafaly ny fo, ary toy izany koa ny namana mahafinaritra izay manome torohevitra amim-pahatsorana.+

  • Lioka 22:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Efa nitalaho+ ho anao anefa aho mba tsy ho levona ny finoanao. Ary raha vao tafarina ianao, dia ampaherezo+ ny rahalahinao.”

  • Asan’ny Apostoly 15:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ary satria mpaminany+ koa i Jodasy sy Silasy, dia nampahery an’ireo rahalahy tamin’ny lahateny maro, sady nanatanjaka azy.+

  • Hebreo 10:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 ka tsy hahafoy ny fiarahantsika mivory,+ toy ny sasany izay efa zatra tsy mivory, fa hifampahery+ kosa, indrindra fa hitanareo hoe manakaiky ny andro.+

  • 1 Petera 5:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 ary apetraho aminy daholo izay rehetra mampanahy anareo,+ satria miahy anareo izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara