Genesisy 20:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Efa nataon’i Jehovah mantsy izay hahamomba* ny vehivavy rehetra tao an-tranon’i Abimeleka, noho ny amin’i Saraha vadin’i Abrahama.+ Genesisy 30:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Farany, dia nahatsiaro an’i Rahely Andriamanitra ka nihaino azy, ary nataony izay hananany zanaka.+ 1 Samoela 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 fa anjara iray kosa no nomeny an’i Hana. Na izany aza dia i Hana no tiany kokoa,+ saingy nohidian’i Jehovah ny kibon’i+ Hana.
18 Efa nataon’i Jehovah mantsy izay hahamomba* ny vehivavy rehetra tao an-tranon’i Abimeleka, noho ny amin’i Saraha vadin’i Abrahama.+
22 Farany, dia nahatsiaro an’i Rahely Andriamanitra ka nihaino azy, ary nataony izay hananany zanaka.+
5 fa anjara iray kosa no nomeny an’i Hana. Na izany aza dia i Hana no tiany kokoa,+ saingy nohidian’i Jehovah ny kibon’i+ Hana.