FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 24:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Koa nararany haingana tao anaty tavin-drano fampisotroam-biby ny rano rehetra tao anaty sininy. Ary niverimberina nihazakazaka nankeo amin’ny lavadrano izy,+ ka nantsaka tsy an-kiato ho an’ny rameva rehetra.

  • Mpitsara 5:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Hotahina mihoatra noho ny vehivavy rehetra i Jaela,+ vadin’i Hebera Kenita,+

      Hotahina mihoatra noho ny vehivavy rehetra mipetraka an-tranolay izy.+

  • Joba 40:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Miravaha fahalehibeazana+ sy fahamboniana,+ azafady,

      Ary mitafia haja+ amam-boninahitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara