30 Tonga tany Jezirela+ i Jeho tamin’ny farany, ka ren’i Jezebela+ izany. Dia nanao manjamaso+ mainty izy, sady nandravaka ny lohany,+ ka nitazana teo am-baravarankely.+
11 mba hitondra an’i Vasty vadin’ny mpanjaka ho eo anatrehany. Nasainy nentina i Vasty misatroka diadema, mba haseho amin’ny olona sy ny andriana ny hatsaran-tarehiny, fa tsara tarehy+ tokoa izy.