12 Ary hoy ilay anjely: “Aza maninjitra ny tananao hamely ny zaza, ary aza manao na inona na inona aminy mihitsy.+ Fa fantatro tokoa izao fa matahotra an’Andriamanitra ianao, satria nafoinao ho ahy ny zanakao, ilay lahitokanao.”+
19 Ary tsy nisy tsy azon’izy ireo izay azy, hatramin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe indrindra, na ny zanany lahy na ny zanany vavy na ny zavatra voababo, eny, izay rehetra lasan’ireo mpandroba.+ Azon’i Davida indray ny zava-drehetra.