Ohabolana 3:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ny ozon’i Jehovah dia ao an-tranon’ny ratsy fanahy,+ fa ny fitahiany kosa ao amin’ny fonenan’ny marina.+ Ohabolana 12:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aringana ny ratsy fanahy ka tsy misy intsony,+ fa haharitra kosa ny ankohonan’ny marina.+ Ohabolana 21:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dinihin’Ilay Marina ny ankohonan’ny ratsy fanahy,+ ka ataony mahita loza ny ratsy fanahy.+
33 Ny ozon’i Jehovah dia ao an-tranon’ny ratsy fanahy,+ fa ny fitahiany kosa ao amin’ny fonenan’ny marina.+