1 Samoela 25:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Aoka ny tompoko tsy hiraharaha an’iny Nabala tsy manjary iny,+ fa araka ny anarany ihany ny toetrany. Nabala no anarany, ary hadalana no ao aminy.+ Izaho mpanompovavinao mantsy tsy nahita ny zatovon’ny tompoko nirahinao. Ohabolana 27:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Na dia ataonao tsara toto ao anaty laona, miaraka amin’ny voa mbola tsy voatoto tsara, aza ny adala, dia tsy hiala aminy ny hadalany.+
25 Aoka ny tompoko tsy hiraharaha an’iny Nabala tsy manjary iny,+ fa araka ny anarany ihany ny toetrany. Nabala no anarany, ary hadalana no ao aminy.+ Izaho mpanompovavinao mantsy tsy nahita ny zatovon’ny tompoko nirahinao.
22 Na dia ataonao tsara toto ao anaty laona, miaraka amin’ny voa mbola tsy voatoto tsara, aza ny adala, dia tsy hiala aminy ny hadalany.+