FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 12:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Nanaraka ny soso-kevitr’ireo tovolahy+ izy, ka nilaza hoe: “Nampitondra zioga mavesatra anareo ny raiko, fa izaho kosa vao mainka hampitombo ny zioganareo. Nanafay anareo tamin’ny karavasy tsotra ny raiko, fa izaho kosa hanafay anareo amin’ny karavasy misy zava-maranitra.”+

  • 1 Mpanjaka 12:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Rehefa hitan’ny vahoakan’Israely manontolo fa tsy nihaino azy ny mpanjaka, dia hoy ny navalin’izy ireo: “Inona moa no mba anjaranay amin’i Davida?+ Tsy misy lovanay ange ao amin’ny zanak’i Jese e! Samia mankany amin’ny andriamaniny avy,+ ry Israely ô! Karakarao amin’izay ny taranakao, ry Davida ô!”+ Dia nody tany amin’ny tranolainy avy ny Israely.

  • Ohabolana 29:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Izay mora tezitra mampisy fifandirana,+ ary izay mora misafoaka dia be fahadisoana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara