FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 2:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Raha misy manota amin’olona,+ dia Andriamanitra no hitsara+ hiaro azy. Fa raha amin’i Jehovah kosa ny olona iray no manota,+ iza no hivavaka ho azy?”+ Tsy nihaino ny tenin-drainy+ anefa izy ireo, satria efa sitrak’i Jehovah ny hamono azy ireo ho faty.+

  • 1 Samoela 8:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tsy mba nanao toy izay nataony anefa ireo zanany ireo,+ fa sady tia tombony azo tamin’ny tsy rariny+ no nandray kolikoly+ ary nanao fitsarana miangatra.+

  • 2 Samoela 15:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa avy hatrany dia hoy i Davida tamin’ny mpanompony rehetra niaraka taminy tao Jerosalema: “Andao handositra,+ fa tsy hahita fomba hialana amin’i Absaloma intsony isika! Andao haingana, sao ho avy haingana izy ka hahatratra antsika, dia hataony mahita loza isika ary hasiany amin’ny lelan-tsabatra ny tanàna!”+

  • Ohabolana 10:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ohabolan’i Solomona.+

      Ny zanaka hendry mampifaly ny rainy,+ fa ny zanaka adala kosa mampahory ny reniny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara