FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 8:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tamin’izany fotoana izany, dia novorin’i+ Solomona+ ny anti-panahin’ny+ Israely, sy ny lehibem-poko+ rehetra ary ny mpiadidy teo amin’ireo fianakaviambe,+ teo amin’ny zanak’Israely. Novorina tany amin’i Solomona Mpanjaka tany Jerosalema ireo, mba hampiakatra ny Vata misy ny fifanekena+ nataon’i Jehovah, avy tany amin’ny Tanànan’i Davida,+ izany hoe Ziona.+

  • 1 Mpanjaka 8:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary nitsangana teo anoloan’ny alitaran’i+ Jehovah i Solomona, teo anatrehan’ny fiangonan’Israely manontolo, ka namelatra ny tanany ho amin’ny lanitra,+

  • 2 Tantara 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia novorin’i Solomona tany Jerosalema daholo ny anti-panahin’ny Israely+ sy ny lehibem-poko+ rehetra ary ny mpiadidy teo amin’ny fianakaviambe+ teo amin’ny zanak’Israely, mba hampiakatra+ ny Vata+ misy ny fifanekena nataon’i Jehovah, avy tany amin’ny Tanànan’i Davida,+ izany hoe Ziona.+

  • Mpitoriteny 12:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Niezaka nitady teny+ mahafinaritra ilay mpamory vahoaka, sady nanoratra tenim-pahamarinana tsy misy diso.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara