FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 24:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary i Semaia zanak’i Netanela, sady mpitan-tsoratry+ ny Levita, no nanoratra azy ireo teo anatrehan’ny mpanjaka, sy ny andriana, sy Zadoka+ mpisorona, sy Ahimeleka+ zanak’i Abiatara,+ sy ny lohan’ireo fianakaviamben’ny mpisorona, sy ny lohan’ireo fianakaviamben’ny Levita.+ Dia nakana fianakaviambe iray ny taranak’i Eleazara,+ ary nakana iray koa ny taranak’i Itamara.+

  • 1 Tantara 24:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ary nanao antsapaka+ toa an’ireo rahalahiny taranak’i Arona koa izy ireo, teo anatrehan’i Davida Mpanjaka, sy Zadoka, sy Ahimeleka, sy ny lohan’ireo fianakaviamben’ny mpisorona, ary ny lohan’ireo fianakaviamben’ny Levita. Nitovy ihany ny nitondrana ny lohan’ireo fianakaviambe,+ na zokiny izy na zandriny.

  • 2 Tantara 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary novorin’i Solomona ny Israely rehetra, dia ny lehiben’ny arivo,+ sy ny lehiben’ny zato,+ sy ny mpitsara,+ sy ny mpiadidy rehetra teo amin’ny Israely manontolo,+ izany hoe ireo lohan’ny fianakaviambe.*+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara