1 Mpanjaka 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia hoy ireo mpanompony taminy: “Aoka hitadiavana zazavavy virjiny+ ny mpanjaka tompoko, mba hiahy sy hikarakara+ ny mpanjaka. Ary hatory eo an-tratranao+ izy, ka hafana ny mpanjaka tompoko.”+
2 Dia hoy ireo mpanompony taminy: “Aoka hitadiavana zazavavy virjiny+ ny mpanjaka tompoko, mba hiahy sy hikarakara+ ny mpanjaka. Ary hatory eo an-tratranao+ izy, ka hafana ny mpanjaka tompoko.”+