Isaia 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Misy fahitana mafonja+ naseho tamiko: Ny mpamitaka dia mamitaka, ary ny mpandroba mandroba.+ Miakara, ry Elama! Manaova fahirano, ry Media!+ Efa natsahatro daholo ny fisentoana vokatry ny nataony.+ Isaia 33:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Lozanao, ry ilay mandroba nefa tsy nisy nandroba anao, ilay mamitaka nefa tsy nisy namitaka anao!+ Horobaina koa ianao raha vao avy mandroba,+ ary hofitahina ianao raha vao avy mamitaka.+ Fitomaniana 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mitomany be izy mandritra ny alina,+ ary mikoriana amin’ny takolany ny ranomasony.+Tsy misy amin’izay rehetra tia azy mba mampionona azy.+Nivadika taminy avokoa ny namany,+ fa lasa fahavalony.+
2 Misy fahitana mafonja+ naseho tamiko: Ny mpamitaka dia mamitaka, ary ny mpandroba mandroba.+ Miakara, ry Elama! Manaova fahirano, ry Media!+ Efa natsahatro daholo ny fisentoana vokatry ny nataony.+
33 Lozanao, ry ilay mandroba nefa tsy nisy nandroba anao, ilay mamitaka nefa tsy nisy namitaka anao!+ Horobaina koa ianao raha vao avy mandroba,+ ary hofitahina ianao raha vao avy mamitaka.+
2 Mitomany be izy mandritra ny alina,+ ary mikoriana amin’ny takolany ny ranomasony.+Tsy misy amin’izay rehetra tia azy mba mampionona azy.+Nivadika taminy avokoa ny namany,+ fa lasa fahavalony.+