2 Mpanjaka 19:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia hoy ireo tamin’i Isaia: “Izao no nolazain’i Hezekia: ‘Andro fahoriana+ sy fanaovana teny henjana+ ary famingavingana+ ity andro ity, satria efa ho latsaka ny zaza,+ fa ny hery hiterahana azy no tsy misy.+
3 Dia hoy ireo tamin’i Isaia: “Izao no nolazain’i Hezekia: ‘Andro fahoriana+ sy fanaovana teny henjana+ ary famingavingana+ ity andro ity, satria efa ho latsaka ny zaza,+ fa ny hery hiterahana azy no tsy misy.+