FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 24:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Raha mbola nanao fahirano azy io ny mpanompony, dia tonga hanafika an’ilay tanàna i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona.+

  • 2 Mpanjaka 25:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary tamin’ny andro fahafolon’ny+ volana fahafolo tamin’ny taona fahasivy+ nanjakan’i Zedekia, dia tonga hamely an’i Jerosalema i Nebokadnezara+ mpanjakan’i Babylona+ sy ny tafiny manontolo. Dia nitoby hanafika an’i Jerosalema izy ireo, ka nanao manda nanodidina mba hanaovana fahirano azy.+

  • Jeremia 39:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Tamin’ny volana fahafolo,+ tamin’ny taona fahasivy nanjakan’i Zedekia mpanjakan’ny Joda, dia tonga mba hanao fahirano an’i Jerosalema i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona sy ny tafiny manontolo.+

  • Ezekiela 4:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia ataovy fahirano izy io,+ ka manangàna manda+ sy tovon-tany* hanaovana fahirano azy.+ Manorena koa toby hanafihana azy, ary asio lohondry vy* manodidina azy mba handravana azy.+

  • Ezekiela 21:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Nasehon’ny sikidy teny an-tanany ankavanana fa i Jerosalema no tokony hotafihiny. Koa hampiasa lohondry vy+ izy, ary hanome baiko handringana. Hampaneno fanairana+ koa izy, ary hampiasa lohondry vy handrodanana vavahady. Ary hanorina tovon-tany* sy manda hanaovana fahirano izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara