FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 22:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Sahala amin’ny anangonana volafotsy sy varahina sy vy+ sy firamainty ary firapotsy ho ao anaty fatana fandrendrehana, ka hitsofana+ ny afo eo aminy mba hampitsonika azy,+ dia hangoniko amin-katezerana sy amim-pahavinirana koa izy ireo, ka hotsofiko sy hataoko mitsonika.

  • Zakaria 2:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ho manda afo manodidina azy aho”,+ hoy i Jehovah, “ary ho heniky ny voninahitro izy.”’”+

  • Malakia 4:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Ho avy ny andro izay mandoro toy ny lafaoro,+ ka ho toy ny vodivary+ ireo sahisahy ratsy rehetra sy ny mpanao ratsy rehetra. Handevona azy ireo ilay andro ho avy”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, “ka tsy hisy hiangana na ny fakany na ny sampany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara