Salamo 25:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Eny, tsy hisy ho menatra izay manantena anao.+Fa ho menatra kosa ireo mamitaka nefa tsy mahavoa.+ Salamo 27:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah,+ manàna herim-po ary hatanjaho ny fonao,+Eny, aoka ianao hanantena an’i Jehovah.+ Isaia 25:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Amin’izany andro izany, dia hisy hilaza hoe: “Izy no Andriamanitsika,+ ary manantena azy+ isika, ka hamonjy antsika izy.+ Izy no Jehovah,+ ary manantena azy isika. Koa aoka isika hifaly sy hiravoravo noho ny famonjeny.”+
14 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah,+ manàna herim-po ary hatanjaho ny fonao,+Eny, aoka ianao hanantena an’i Jehovah.+
9 Amin’izany andro izany, dia hisy hilaza hoe: “Izy no Andriamanitsika,+ ary manantena azy+ isika, ka hamonjy antsika izy.+ Izy no Jehovah,+ ary manantena azy isika. Koa aoka isika hifaly sy hiravoravo noho ny famonjeny.”+