FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 16:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 ‘Ho fatin’ny aretina ireny,+ ary tsy hitomaniana+ na halevina,+ fa ho zezika eny ambonin’ny tany.+ Ho ripaky ny sabatra sy ny mosary ireny,+ ary ny fatiny ho sakafon’ny voro-manidina sy ny bibidia.’+

  • Jeremia 25:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Ary hiampatrampatra hatrany amin’ny faran’ny tany anankiray ka hatrany amin’ny faran’ny tany anankiray ny voavonon’i Jehovah,+ amin’izany andro izany. Tsy hitomaniana na hangonina na halevina ireny,+ fa ho zezika eny ambonin’ny tany.’+

  • Ezekiela 32:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Haparitako eny an-tendrombohitra ny nofonao, ary izay sisa tavela amin’ny fatinao kosa hataoko manenika ny lohasaha.+

  • Joela 2:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary hataoko lavitra anareo ilay tavaratra,+ ka haparitako any amin’ny faritra tsy misy rano sy any amin’ny tany lao. Dia hitodika any amin’ny ranomasina atsinanana+ ny loha laharany, ary any amin’ny ranomasina andrefana+ ny vodilaharany. Ary hiakatra ny fofony maimbo, eny, hiakatra foana izany.+ Fa hanao zavatra lehibe Andriamanitra.’

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara