FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 137:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Jehovah ô, tsarovy+ ny nataon’ny taranak’i Edoma+ tamin’ny andro nandravana an’i Jerosalema,+

      Ka nilazan’izy ireo hoe: “Ravao tanteraka! Ravao hatramin’ny fotony!”+

  • Jeremia 49:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika momba an’i Edoma: “Tsy misy fahendrena+ intsony angaha ao Temana?+ Tsy manana torohevitra homena intsony angaha ireo mahira-tsaina? Foana ve ny fahendreny?+

  • Jeremia 49:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Hisy olona hanao toy ny voromahery ka hiakatra, ary avy eo dia hifaoka tampoka.+ Hamelatra ny elany mba hifaoka an’i Bozra izy.+ Amin’izany andro izany, ny fon’ireo lehilahy mahery ao Edoma dia ho toy ny fon’ny vehivavy mitebiteby rehefa mihetsi-jaza.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara