FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Hoy anefa i Farao: “Fa i Jehovah moa no iza+ no tokony hihaino ny feony aho, ka handefa ny Israely?+ Tsy fantatro mihitsy izany Jehovah izany,+ sady tsy alefako koa ny Israely.”+

  • Deoteronomia 32:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Tsy nanao izany anefa aho, sao hanao izay hahasosotra ahy ny fahavalony,+

      Ary sao handika vilana an’izany ny rafiny,+

      Ka hanao hoe: “Ny tanantsika no mahery kokoa,+

      Fa tsy i Jehovah no nanatanteraka izany rehetra izany.”+

  • Daniela 3:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Koa ankehitriny, raha vonona ianareo ka miankohoka sy mivavaka amin’ilay sary nataoko, rehefa mandre ny feon’ny anjombona sy ny sodina sy ny valiha vata sy ny harpa telozoro sy ny lokanga sy ny sodina misy kitapon-drivotra ary ny zavamaneno isan-karazany,+ dia tsara izany. Fa raha tsy mivavaka amin’ilay sary kosa ianareo, dia hatsipy avy hatrany ao anaty lafaoro misy afo mivaivay. Ary iza moa izany andriamanitra mahavonjy anareo eo an-tanako izany?”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara