FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 19:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Angaha tsy renao+ fa izany no fanapahan-kevitro efa hatry ny ela be?+

      Efa hatramin’ny taloha aho no nikasa hanao izany.+

      Koa ankehitriny dia hotanterahiko izany.+

      Ary ianao no hahatonga ny tanàna voaro mafy ho lasa aolo, toy ny tanàna lasa korontam-bato miavosa.+

  • Salamo 33:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Maharitra tsy miova mandritra ny fotoana tsy voafetra ny fikasan’i Jehovah,+

      Ary tsy miova ny hevitry ny fony, na dia hatramin’ny taranaka fara mandimby aza.+

  • Isaia 46:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ilay miantso vorona mpihaza avy any amin’ny fiposahan’ny masoandro,+ sy miantso avy any lavitra ilay olona hanatanteraka ny fikasako.+ Efa nolazaiko izany ka hotanterahiko.+ Efa nokasaiko izany ka hataoko.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara