2 Mpanjaka 19:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Satria efa tonga atỳ am-poto-tsofiko ny fahatezeranao amiko+ sy ny fieronao.+Koa hasiako faraingo ny oronao, ary hasiako lamboridy eo amin’ny vavanao,+Ka hotaritiko hiverina any amin’ny lalana niavianao ianao.”+ 2 Mpanjaka 19:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ny lalana niaviany ihany no hiverenany, fa tsy ho tafiditra ato amin’ity tanàna ity izy, hoy i Jehovah.+
28 Satria efa tonga atỳ am-poto-tsofiko ny fahatezeranao amiko+ sy ny fieronao.+Koa hasiako faraingo ny oronao, ary hasiako lamboridy eo amin’ny vavanao,+Ka hotaritiko hiverina any amin’ny lalana niavianao ianao.”+
33 Ny lalana niaviany ihany no hiverenany, fa tsy ho tafiditra ato amin’ity tanàna ity izy, hoy i Jehovah.+