-
2 Mpanjaka 19:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 “‘Ary izao no ho famantarana ho anao:+ Amin’ity taona ity dia ny vokatra avy amin’ny voa latsaka tamin’ny tany no hohanin’ny olona,+ ary mbola ho toy izany koa amin’ny herintaona. Amin’ny taona fahatelo kosa dia mamafaza voa+ ka mijinjà, ary manaova tanimboaloboka, dia hano izay vokatra avy aminy.+
-