FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 32:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Koa novonjen’i Jehovah i Hezekia sy ny mponin’i Jerosalema, mba tsy ho azon’ny tanan’i Sankeriba mpanjakan’i Asyria+ sy ny olon-kafa rehetra. Ary nataony nandry feizay teo anivon’ny fahavalony rehetra nanodidina izy ireo.+

  • Isaia 10:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Hijanona ao Noba+ i Asyria raha mbola antoandro ny andro. Hambanany amin’ny tanany ny tendrombohitr’i Ziona zanakavavy, dia ilay havoanan’i Jerosalema.+

  • Isaia 33:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Jereo i Ziona,+ ilay tanàna fanaovantsika fety!+ Ho hitan’ny masonao i Jerosalema, izay fonenana tsy misy manelingelina, sady tranolay tsy hisy hangorona.+ Tsy hotsoahana mihitsy ny fantsika be fanenjanan-day eo aminy, ary tsy hisy hotapahina ny tadiny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara