2 Mpanjaka 19:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa hanome saina+ azy aho mba hodiany any amin’ny taniny, rehefa mahazo tatitra izy.+ Ary hataoko izay hahalavon-tsabatra azy any.”’”+ 2 Mpanjaka 19:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Satria efa tonga atỳ am-poto-tsofiko ny fahatezeranao amiko+ sy ny fieronao.+Koa hasiako faraingo ny oronao, ary hasiako lamboridy eo amin’ny vavanao,+Ka hotaritiko hiverina any amin’ny lalana niavianao ianao.”+
7 Fa hanome saina+ azy aho mba hodiany any amin’ny taniny, rehefa mahazo tatitra izy.+ Ary hataoko izay hahalavon-tsabatra azy any.”’”+
28 Satria efa tonga atỳ am-poto-tsofiko ny fahatezeranao amiko+ sy ny fieronao.+Koa hasiako faraingo ny oronao, ary hasiako lamboridy eo amin’ny vavanao,+Ka hotaritiko hiverina any amin’ny lalana niavianao ianao.”+