2 Tantara 29:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Noho izany, dia lavon-tsabatra ny razantsika,+ ary lasa babo ny vady aman-janatsika.+ Jeremia 11:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 eny, izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Hitodika manokana amin’izy ireo aho, ka ho fatin-tsabatra ny tovolahy,+ ary ho faty mosary ny zanany lahy sy ny zanany vavy.+ Fitomaniana 2:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Niampatrampatra teny an-dalambe+ ny fatin’ireo zazalahy sy ny lahiantitra.+Lavon-tsabatra ny virjiniko sy ny zatovoko.+Namono ianao tamin’ny andro fahatezeranao.+ Nandripaka ianao,+ ary tsy nangoraka mihitsy.+ Amosa 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ho fatin-tsabatra ny mpanota rehetra eo amin’ny oloko,+ dia ireo milaza hoe: “Tsy hanakaiky anay ny loza na hahatratra anay.”’+
22 eny, izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Hitodika manokana amin’izy ireo aho, ka ho fatin-tsabatra ny tovolahy,+ ary ho faty mosary ny zanany lahy sy ny zanany vavy.+
21 Niampatrampatra teny an-dalambe+ ny fatin’ireo zazalahy sy ny lahiantitra.+Lavon-tsabatra ny virjiniko sy ny zatovoko.+Namono ianao tamin’ny andro fahatezeranao.+ Nandripaka ianao,+ ary tsy nangoraka mihitsy.+
10 Ho fatin-tsabatra ny mpanota rehetra eo amin’ny oloko,+ dia ireo milaza hoe: “Tsy hanakaiky anay ny loza na hahatratra anay.”’+