FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 20:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary nihaino azy ireo i Hezekia, ka nasehony azy ny zava-drehetra tao amin’ny fitehirizan-karenany,+ dia ny volafotsy sy ny volamena+ sy ny menaka balsama+ sy ny menaka sarobidy ary ny fitaovam-piadiany, mbamin’izay rehetra tao amin’ny fitehirizan-karenany. Tsy nisy tsy nasehon’i Hezekia azy ny tao an-tranony sy ny tao amin’ny fanjakany manontolo.+

  • 2 Tantara 32:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Dia nanjary nanan-karem-be sy nahazo voninahitra be+ i Hezekia. Ary nanao trano fitehirizana izy hametrahany volafotsy sy volamena+ sy vatosoa+ sy menaka balsama+ sy ampinga+ ary zava-tsarobidy maro isan-karazany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara