Jeremia 33:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 ‘Hampody ny fahasalamany sy hanasitrana azy aho.+ Hanasitrana azy ireo tokoa aho ary haharihariko aminy fa hisy fiadanam-be sy fahamarinana.+
6 ‘Hampody ny fahasalamany sy hanasitrana azy aho.+ Hanasitrana azy ireo tokoa aho ary haharihariko aminy fa hisy fiadanam-be sy fahamarinana.+