2 Mpanjaka 20:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia hoy i Hezekia tamin’i Isaia: “Mety izany tenin’i Jehovah nolazainao izany.”+ Ary hoy koa izy: “Tsy ho tsara tokoa ve raha mbola hisy fiadanana sy fahamarinana+ foana amin’ny androko?”+
19 Dia hoy i Hezekia tamin’i Isaia: “Mety izany tenin’i Jehovah nolazainao izany.”+ Ary hoy koa izy: “Tsy ho tsara tokoa ve raha mbola hisy fiadanana sy fahamarinana+ foana amin’ny androko?”+