Isaia 44:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Iza no mitovy amiko?+ Aoka izy hiantsoantso ka hilaza sy hampiseho amiko ny porofony.+ Toy ny nataoko hatramin’ny fotoana namoronako ny vahoaka fahiny,+ dia aoka koa izy ireo mba hanambara izay zavatra ho avy tsy ho ela sy izay ho avy rahatrizay. Isaia 46:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 dia Ilay manambara hatrany am-piandohana izay hitranga amin’ny farany,+ sy manambara hatry ny ela ny zavatra mbola tsy natao,+ Ilay milaza hoe: ‘Tsy hiova ny fikasako,+ ary hataoko izay sitrako rehetra’,+
7 Iza no mitovy amiko?+ Aoka izy hiantsoantso ka hilaza sy hampiseho amiko ny porofony.+ Toy ny nataoko hatramin’ny fotoana namoronako ny vahoaka fahiny,+ dia aoka koa izy ireo mba hanambara izay zavatra ho avy tsy ho ela sy izay ho avy rahatrizay.
10 dia Ilay manambara hatrany am-piandohana izay hitranga amin’ny farany,+ sy manambara hatry ny ela ny zavatra mbola tsy natao,+ Ilay milaza hoe: ‘Tsy hiova ny fikasako,+ ary hataoko izay sitrako rehetra’,+