FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa na iza na iza manompo azy aminareo, dia homba azy anie ny Andriamaniny!+ Koa aoka izy hiakatra ho any Jerosalema, any Joda, ka hanorina indray ny trano tany Jerosalema,+ dia ny tranon’i Jehovah Andriamanitry ny Israely, ilay tena Andriamanitra.+

  • Isaia 14:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 sy nahatonga ny tany lonaka ho tany efitra ka nandrava an’ireo tanàna tao,+ ary tsy namela an’ireo voafonjany hiverina hody?’+

  • Isaia 43:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Izao no nolazain’i Jehovah, ilay Mpanavotra anareo,+ dia Ilay Masin’ny Israely:+ “Noho ny aminareo, dia halefako any Babylona ireny, ary hampidiniko ny bara hidin’ny fonja.+ Hampietreko koa ny Kaldeanina mandeha sambo ka hitaraindraina mafy.+

  • Isaia 49:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Izao anefa no nolazain’i Jehovah: “Halaina tokoa ireo nobaboin’ny lehilahy mahery,+ ary ho afa-mandositra ireo efa lasan’ny mpitondra tsy refesi-mandidy.+ Hifanandrina amin’izay mifanandrina aminao aho,+ ary hovonjeko+ ny zanakao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara