5 Dia ho faty ny lahimatoa+ rehetra ao amin’ny tany Ejipta, hatramin’ny lahimatoan’i Farao izay mipetraka eo amin’ny seza fiandrianana, ka hatramin’ny lahimatoan’ny mpanompovavy izay mpanodina ny vato fikosoham-bary, ary ny voalohan-teraka rehetra amin’ny biby.+