1 Samoela 12:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa tsy hahafoy ny olony i Jehovah,+ noho ny amin’ny anarany be voninahitra,+ satria i Jehovah mihitsy no efa nanapa-kevitra hanao anareo ho olony.+ Salamo 25:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Noho ny anaranao, Jehovah ô,+Dia mamelà ny fahadisoako, fa lehibe izany.+ Salamo 79:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ry Andriamanitra mpamonjy anay ô, ampio izahay+Noho ny voninahitry ny anaranao.+Afaho izahay ary avelao ny fahotanay, noho ny anaranao.+ Jeremia 14:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Na dia miampanga anay aza ny fahadisoanay, Jehovah ô, dia aoka hanao zavatra ianao noho ny anaranao,+ fa efa imbetsaka izahay no nivadika taminao.+ Taminao izahay no nanota.+
22 Fa tsy hahafoy ny olony i Jehovah,+ noho ny amin’ny anarany be voninahitra,+ satria i Jehovah mihitsy no efa nanapa-kevitra hanao anareo ho olony.+
9 Ry Andriamanitra mpamonjy anay ô, ampio izahay+Noho ny voninahitry ny anaranao.+Afaho izahay ary avelao ny fahotanay, noho ny anaranao.+
7 Na dia miampanga anay aza ny fahadisoanay, Jehovah ô, dia aoka hanao zavatra ianao noho ny anaranao,+ fa efa imbetsaka izahay no nivadika taminao.+ Taminao izahay no nanota.+