Isaia 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ny omby mahalala tsara ny tompony, ary ny ampondra mahalala tsara ny fihinanam-bilona natokan’ny tompony ho azy. Ny Israely kosa anefa tsy mahalala+ ahy, ary ny oloko tsy misaina.”+ Jeremia 2:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Misy virjiny manadino ny firavany ve? Ary misy vehivavy ampakarina manadino ny fehikibony ve? Ny oloko kosa anefa nanadino ahy nandritra ny andro maro tsy hita isa.+
3 Ny omby mahalala tsara ny tompony, ary ny ampondra mahalala tsara ny fihinanam-bilona natokan’ny tompony ho azy. Ny Israely kosa anefa tsy mahalala+ ahy, ary ny oloko tsy misaina.”+
32 Misy virjiny manadino ny firavany ve? Ary misy vehivavy ampakarina manadino ny fehikibony ve? Ny oloko kosa anefa nanadino ahy nandritra ny andro maro tsy hita isa.+