FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 35:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Eny, hamony+ tokoa izany, ary tena ho faly ka hiravoravo sy hihoby.+ Homena azy ny voninahitr’i Libanona,+ sy ny famirapiratan’i Karmela+ sy Sarôna.+ Ary hisy olona sasany hahita ny voninahitr’i Jehovah,+ dia ny famirapiratan’ilay Andriamanitsika.+

  • Isaia 41:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Hampaniriko any an-tany efitra ny sedera sy ny akasia sy ny mirta ary ny hazo mitera-menaka,+ ary hataoko miara-maniry any amin’ny lemaka karakaina ny hazo zenevrie sy ny hazo volondavenona ary ny siprey,+

  • Isaia 55:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Hazo zenevrie no haniry+ fa tsy kirihitra feno tsilo, ary hazo mirta fa tsy tsilo.+ Hampahalaza an’i Jehovah izany,+ ka ho famantarana tsy hofoanana mandritra ny fotoana tsy voafetra.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara