Isaia 48:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Miangòna ianareo rehetra, ka mihainoa!+ Iza amin’izy ireo no nilaza izany zavatra izany? I Jehovah dia tia azy.+ Hanao izay sitrak’Andriamanitra amin’i Babylona izy,+ ary ny sandriny hamely ny Kaldeanina.+ Isaia 54:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hiorina tsara amin’ny fahamarinana ianao.+ Ho lavitra anao ny fampahoriana+ satria tsy hisy hatahoranao ireny, ary ho lavitra anao ny zavatra mampihorohoro satria tsy hanatona anao ireny.+ Jaona 16:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary rehefa tonga izy, dia hanome porofo hampiaiky an’izao tontolo izao ny amin’ny fahotana sy ny fahamarinana ary ny fitsarana.+
14 “Miangòna ianareo rehetra, ka mihainoa!+ Iza amin’izy ireo no nilaza izany zavatra izany? I Jehovah dia tia azy.+ Hanao izay sitrak’Andriamanitra amin’i Babylona izy,+ ary ny sandriny hamely ny Kaldeanina.+
14 Hiorina tsara amin’ny fahamarinana ianao.+ Ho lavitra anao ny fampahoriana+ satria tsy hisy hatahoranao ireny, ary ho lavitra anao ny zavatra mampihorohoro satria tsy hanatona anao ireny.+
8 Ary rehefa tonga izy, dia hanome porofo hampiaiky an’izao tontolo izao ny amin’ny fahotana sy ny fahamarinana ary ny fitsarana.+